Vatsim-panahy
Hianao va no Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
Ao anatin’ny fiomanana tanteraka amin’ny ny Noely isika izao, na any am-piangonana, na eny amin’ny toerana samy hafa eny dia saika ahitana taratra daholo izay fiomanana amin’ny Noely izay. Indraindray anefa toa ny fiomanana ivelany ihany no mahavariana ny ankamaroan’ny ... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Talata Fahatelo amin'ny Fiaviana
Vakiteny I :
So. 3,1-2.9-13.
Salamo :
Sal. 34,2-3.6-7.17-18.19.23.
Evanjely :
Mt. 21,28-32.