29 Janoary 2012. Alahady tsotra faha-4, Taona B. Ao amin’ny Boky Deterônômy 18,15-20 izay vakina amintsika anio dia milaza faminaniana amin’ny vahoaka i Moizy fa hanangana Mpaminany ianankiray ny Tompo Andriamanitra, ary hapetrany eo ambavany ny teniny ka hihaino azy ny izy ireo. Ireo mpaminany rehetra nisy teo amin’Israely dia tandindon’ilay Mpaminany lehibe avokoa,… tohiny...