Raozery amim-peo 1.5

Version 1.5 (11/03/2024)

  • Fanitsiana ny olana nitranga tamin'ny version teo aloha.

Version 1.4 (02/02/2024)

  • Nohatsaraina hifanaraka amin'ny ilain'ny Play Store amin'izao fotoana izao
  • Raha sendra tapaka noho ny antony samihafa dia mitohy fa tsy miverina amin'ny voalohany.

Version 1.2

  • Raozery amim-peo misy ny feo avy amin'ny Radio Don Bosco
  • Lehibe kokoa
Files
raozery-feo-1.5.apk ( 44 downloads.)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085