Vatsim-panahy

Ny toky fitaka fa ny atao ro hita

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Ny antso avo nataon’i Kristy dia antso ho amin’ny fibebahana mandrakariva; antso mba hiverenan’ny besinimaro ho amin’ny Ray indray. Izany no antso avo nataony mba “tsy hisy ho very na dia iray ... ( tohiny)

Vakiteny anio

Asabotsy Fahadimy amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Mpit. 11,9-10.12,1-8.
Evanjely : Lk. 9,43b-45.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0747