Vakiteny mandritra ny herinandro

Ireto ny vakiteny atolotry ny Fiangonana amin'ity herinandro ity

Alakamisy 23 febroary 2012

Alakamisy aorian'ny lavenona
Vakiteny I : Det. 30:15-20,
Tononkira : Sal. 1:1-2,3,4,6,
Evanjely : Lk. 9:22-25,

Zoma 24 febroary 2012

Zoma aorian'ny lavenona
Vakiteny I : Iz. 58:1-9a,
Evanjely : Mt. 9:14-15,

Asabotsy 25 febroary 2012

Asabotsy aorian'ny lavenona
Vakiteny I : Iz. 58:9b-14,
Evanjely : Lk. 5:27-32,

Alahady 26 febroary 2012

Alahady Voalohany amin'ny Karemy
Vakiteny I : Jen. 9:8-15,
Vakiteny II : 1 Pi. 3:18-22,
Evanjely : Mk. 1:12-15,

Alatsinainy 27 febroary 2012

Alatsinainy Voalohany amin'ny Karemy
Vakiteny I : Lev. 19:1-2,11-18,
Tononkira : Sal. 19:8,9,10,15,
Evanjely : Mt. 25:31-46,

Talata 28 febroary 2012

Talata Voalohany amin'ny Karemy
Vakiteny I : Iz. 55:10-11,
Evanjely : Mt. 6:7-15,

Alarobia 29 febroary 2012

Alarobia Voalohany amin'ny Karemy
Vakiteny I : Jon. 3:1-10,
Evanjely : Lk. 11:29-32,