Vatsim-panahy

Mibebaha ary minoa ny Evanjely!

22 Febroary 2012. Alarobian’ny Lavenona, Taona B   Atao isan-taona ny fanosorana lavenona, saingy toa rano atondraka gisa izany raha ny zava-misy iainana ankehitriny no dinihina, izay toa zary afobe latsaka an-tany no iainan’ny maro. Mila mandinika isika kristianina aty Afrika sy Madagasikara, fa avo tokoa ny fanamby miandry antsika hiady amin’ny tsy rariny sy ny tsy filaminana… tohiny...

Vaovaom-piangonana

   “Isaky ny nanao izany tamin’ny anankiray amin’ireto zandriko kely indrindra…
“JESOA TOMPO Ô, NY HERIN’NY TENINAO ANIE HANOVA NY FIAINANAY…. »…
HO AIZA ISIKA MIANAKAVY ITY ?   en français   Ry havana,    “Ho aminareo…
La Vérité vous rend libres (Jn 8 , 32)  “Que la paix du Seigneur soit toujours avec nous …”…
 « Convertissez vous et croyez à l’Evangile »   « Que la Paix de Notre Seigneur soit…