Ianao ilay nirahina hanasitrana fo mivalo
Ianao ilay nirahina hanasitrana ny fo mivaloTompo o, mamindrĂ fo aminay
Ianao ilay tonga hiantso ny mpanota
Kristy o, mamindrĂ fo aminay
Ianao ilay mipetraka eo ankavanan'ny Ray
Mba ho mpanalalanana anay,
Tompo o, mamindrĂ fo aminay.