Miara-manolotra

(Miverina indroa ny fiverenana sy ny andininy)

 

1. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny asantsika

Fiv. Raiso re, ry Andriamanitra o
Na dia tsy lavorary aza

2. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny fiainantsika

3. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny androntsika

Hampiditra hevitra







[*] Ilaina